Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12:16
Ary raha ny sofina hanao hoe: Satria tsy maso aho, dia tsy mba momba ny tena,― koa amin’ izany dia tsy momba ny tena va izy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 12
Cross References
Romans 12:10Mifankatiava araka ny fifankatiavan’ ny mpirahalahy; mitariha lalana amin’ ny fifanomezam-boninahitra.
Philippians 2:3tsy manao na inona na inona amin’ ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana fa amin’ ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany.