Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 13:10
fa rehefa tonga ny tanteraka, dia tsy hisy sombintsombiny intsony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But when that which is perfect is come, then that which is in part shall be done away.
In Context
9Fa sombintsombiny ny fahalalantsika, ary sombintsombiny ny faminaniantsika;
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 13
Cross References
Isaiah 60:19Tsy ny masoandro intsony no ho fanazavana anao nony andro; ary tsy ny fangarangaran’ ny volana no hanazava anao; fa Jehovah no ho fanazavana anao mandrakizay, ary Andriamanitrao no ho voninahitrao.
2 Corinthians 5:7(fa finoana no andehanantsika, fa tsy fahitana);
Revelation 22:4ka hahita ny tavany, ary ny anarany dia ho eo amin’ ny handriny.