Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:17
Fa ianao dia misaotra tsara ihany, nefa ny hafa kosa tsy mba ampandrosoina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For thou verily givest thanks well, but the other is not edified.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
Cross References
1 Corinthians 14:6Nefa, ry rahalahy, raha mankeo aminareo aho ka miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, inona moa no soa ho vitako aminareo amin’ izany, raha tsy fanambarana, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana, no hitenenako aminareo?