bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:28
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:28
Fa raha tsy misy mpandika teny, dia aoka izy hangina eo amin’ ny fiangonana; fa aoka hiteny amin’ ny tenany sy amin’ Andriamanitra ihany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if there be no interpreter, let him keep silence in the church; and let him speak to himself, and to God.
In Context
27Raha misy miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, dia avelao ho roa na telo, fa aza atao mihoatra noho izany, ka ampifanarakarahina; ary avelao hisy iray mandika teny.
29Ary aoka ny mpaminany roa na telo no hiteny, fa aoka ny hafa hamantatra.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:28