Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14:39
Koa amin’ izany, ry rahalahiko, maniria fatratra ny haminany, ary aza mandrara tsy hiteny amin’ ny fiteny tsy fantatra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore, brethren, covet to prophesy, and forbid not to speak with tongues.
In Context
38Fa raha misy tsy mahalala, dia avelao tsy hahalala ihany izy.
40kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin’ ny fahamendrehana sy ny filaminana.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 14
Cross References
1 Corinthians 14:1Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany
1 Corinthians 14:5Tiako raha samy hiteny amin’ ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; nefa aleo haminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin’ ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan’ ny fiangonana fampandrosoana.
1 Thessalonians 5:20Aza manao tsinontsinona ny faminaniana.