Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3:12
Ary raha misy mandrafitra volamena, na volafotsy, na vato tsara, na hazo, na bozaka, na mololo, eo ambonin’ ny fanorenana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now if any man build upon this foundation gold, silver, precious stones, wood, hay, stubble;
In Context
11Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3
Cross References
Psalms 19:10Madio ny fahatahorana an’ i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik’ i Jehovah, eny, mahitsy avokoa.
Proverbs 8:10Aza ny volafotsy no raisina, fa ny anatro, Ary aleo ny fahalalana toy izay ny volamena voafantina.
Proverbs 30:6Aza manampy ny teniny, fandrao hanariny ianao Ka ho hita fa mpandainga.
Isaiah 60:17Hahatonga volamena Aho ho solom-barahina, ary hahatonga volafotsy ho solom-by, ary varahina ho solon-kazo, ary vy ho solom-bato; ny fiadanana no hataoko fanapahana anao, ary ny fahamarinana no ho mpampiasa anao.
Matthew 15:6Koa dia foananareo ny tenin’ Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo.
Romans 16:17Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin’ izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialà amin’ ireny olona ireny.