Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3:4
Fa raha hoy ny anankiray: Izaho an’ i Paoly, ary ny anankiray kosa: Izaho an’ i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For while one saith, I am of Paul; and another, I am of Apollos; are ye not carnal?
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3
Cross References
1 Corinthians 1:12Izao anefa no anaovako izany: Hianareo samy manao hoe: Izaho an’ i Paoly, na: Izaho an’ i Apolosy, na: Izaho an’ i Kefasy, na: Izaho an’ i Kristy.
1 Corinthians 4:6Ary izany zavatra izany, ry rahalahy, nataoko oha-teny hilaza ahy sy Apolosy noho ny aminareo, mba hianaranareo aminay ny tsy hihoatra noho ny voasoratra, mba tsy hisy hireharehanareo hankalaza ny anankiray, fa hanevateva ny anankiray kosa.