Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3:7
Ka dia tsinontsinona izay mamboly, na izay mandena, fa Andriamanitra Izay mampitombo no izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Izaho namboly, Apolosy nandena, fa Andriamanitra no nampitombo.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 3
Cross References
Isaiah 40:17Ny firenena rehetra dia tahaka ny tsinontsinona eo anatrehany, ka ataony ho naman’ ny tsinontsinona sy ny zava-poana izy.
1 Corinthians 13:2Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho.
Galatians 6:3Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.