bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4:13
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4:13
raha tenenina mafy, dia mamaly teny moramora kosa; atao toy ny faditr’ izao tontolo izao izahay, dia faikan’ ny olona rehetra, mandraka ankehitriny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Being defamed, we intreat: we are made as the filth of the world, and are the offscouring of all things unto this day.
In Context
12Ary misasatra miasa amin’ ny tananay izahay; raha tevatevaina izahay, dia misaotra; raha enjehina, dia miaritra;
14Tsy ny hahamenatra anareo anefa no anoratako izany zavatra izany, fa mananatra anareo toy ny zanako malalako aho.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4
Cross References
Acts 22:22Ary ny olona nihaino azy hatramin’ izany teny izany, dia nanandratra ny feony ka nanao hoe: Esory amin’ ny tany ilehio, fa tsy tokony hovelomina izy!
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 4:13