The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:13

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:13

Ny hanina dia ho an’ ny kibo, ary ny kibo ho an’ ny hanina; nefa samy holevonin’ Andriamanitra izy roroa. Fa ny tena kosa dia tsy ho an’ ny fijangajangana, fa ho an’ ny Tompo; ary ny Tompo ho an’ ny tena.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Meats for the belly, and the belly for meats: but God shall destroy both it and them. Now the body is not for fornication, but for the Lord; and the Lord for the body.

In Context

12Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona.

14Ary Andriamanitra efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika koa amin’ ny heriny.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6

Cross References

Matthew 15:17Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin’ ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka ao amin’ ny fivoahana?

Mark 7:19satria tsy miditra ao am-pony izany, fa ao an-kibony ihany, ka dia mivoaka ao amin’ ny fivoahana; izany no nolazainy mba hahadio ny hanina rehetra.

John 6:49Ny razanareo nihinana ny mana tany an-efitra, nefa maty ihany.

Romans 7:4Ary amin’ izany ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa natao maty ny amin’ ny lalàna noho ny tenan’ i Kristy, mba ho vadin’ ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin’ ny maty, mba hahavokarantsika ho an’ Andriamanitra.

Romans 14:7Fa tsy misy velon-ko an’ ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an’ ny tenany.

1 Corinthians 3:16Tsy fantatrareo va fa tempolin’ Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin’ Andriamanitra mitoetra no anatinareo?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:12Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 6:14 →