bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:13
Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:13
Ary raha misy vehivavy manam-bady tsy mino, ka mety mitoetra aminy ihany ny lahy, dia aoka tsy hialany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the woman which hath an husband that believeth not, and if he be pleased to dwell with her, let her not leave him.
In Context
12Fa amin’ ny sisa, dia hoy izaho, fa tsy ny Tompo: Raha misy rahalahy manam-bady tsy mino, ary mety mitoetra aminy ihany ny vavy, dia aoka tsy hialany izy.
14Fa ny lahy tsy mino dia efa masìna ao amin’ ny vavy ary ny vavy tsy mino dia efa masìna ao amin’ ny rahalahy; raha tsy izany kosa, dia tsy madio ny zanakareo; fa raha izany, dia masìna izy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7
Cross References
Mark 10:12Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy.
This Verse In Other Editions
Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:13