Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7:32
Fa tiako tsy ho maro ahina ianareo. Izay tsy manam-bady dia miahy ny an’ ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
33Fa izay manam-bady kosa miahy ny an’ izao fiainana izao mba hahafaly ny vavy.
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 7
Cross References
Psalms 55:22Malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malemy noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.
Matthew 13:22Ary ilay nafafy teny amin’ ny tsilo dia izay mandre ny teny ary ny fiahiahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena mangeja ny teny, ka dia tsy mamoa izy.
1 Timothy 5:5Fa izay efa mpitondratena tokoa ka irery tena dia efa manantena an’ Andriamanitra ka maharitra amin’ ny fangatahana sy ny fivavahana andro aman’ alina