The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 1 › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 1:10

Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 1:10

Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary tsy ato anatintsika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If we say that we have not sinned, we make him a liar, and his word is not in us.

In Context

9Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin’ ny tsi-fahamarinana rehetra.

Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 1

Cross References

Job 24:25Raha tsy izany, dia aoka hisy hamaky lainga ahy ka hampiseho ny teniko ho tsinontsinona.

Colossians 3:16Aoka ny tenin’ i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin’ ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin’ ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin’ ny fahasoavana ao am-ponareo ho an’ Andriamanitra.

1 John 2:4Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.

1 John 4:4Anaka, ianareo dia avy amin’ Andriamanitra ary efa naharesy ireny, satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin’ izao tontolo izao.

2 John 1:2noho ny fahamarinana izay mitoetra ato anatintsika sady ho ato amintsika mandrakizay:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 1:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 1:9Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 1