Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:14
Nanoratra taminareo ray aho, satria efa nahalala Ilay hatramin’ ny voalohany ianareo. Nanoratra taminareo zatovo aho, satria mahery ianareo, ary mitoetra ao anatinareo ny tenin’ Andriamanitra, sady efa naharesy ilay ratsy ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2
Cross References
Psalms 119:11Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.
John 8:31Dia hoy Jesosy tamin’ ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin’ ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa;
Ephesians 6:10Farany, mahereza ao amin’ ny Tompo sy amin’ ny herin’ ny faherezany.
Colossians 1:11ary ampahatanjahina amin’ ny hery rehetra araka ny herin’ ny voninahiny ho amin’ ny faharetana rehetra sy ny fandeferana amin’ ny hafaliana,
2 Timothy 2:1Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin’ ny fahasoavana izay ao amin’ i Kristy Jesosy.
1 John 1:10Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary tsy ato anatintsika.