The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2 › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:25

Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:25

Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And this is the promise that he hath promised us, even eternal life.

In Context

24Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatramin’ ny voalohany no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatramin’ ny voalohany, dia hitoetra ao amin’ ny Zanaka sy ny Ray kosa ianareo.

26Izany zavatra izany no voasoratro taminareo ny amin’ ny mamitaka anareo.

Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2

Cross References

Luke 18:30izay tsy handray be lavitra amin’ izao andro ankehitriny izao, ary amin’ ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.

John 6:27Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen’ ny Zanak’ olona anareo; fa Izy no nasian’ Andriamanitra Ray tombo-kase.

John 6:54Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin’ ny andro farany.

John 10:28ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin’ ny tanako.

John 17:2araka ny nanomezanao Azy fahefana amin’ ny nofo rehetra mba hanome fiainana mandrakizay ho an’ izay rehetra nomenao Azy.

Romans 5:21mba ho tahaka ny nanjakan’ ny ota tao amin’ ny fahafatesana no hanjakan’ ny fahasoavana kosa amin’ ny fahamarinana ho fiainana mandrakizay amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:24Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:26 →