Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:3
Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And hereby we do know that we know him, if we keep his commandments.
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2
Cross References
Psalms 119:32Ny lalan’ ny didinao no ihazakazahako, Fa ampahalalahinao ny foko.
Luke 6:46Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko?
John 14:21Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian’ ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.
John 15:14Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
2 Corinthians 4:6Fa Andriamanitra, izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin’ ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin’ ny fahazavan’ ny fahalalana ny voninahitr’ Andriamanitra eo amin’ ny tavan’ i Jesosy Kristy.
Hebrews 5:9ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon’ ny famonjena mandrakizay ho an’ izay rehetra manaraka Azy,