The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2 › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:4

Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:4

Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that saith, I know him, and keepeth not his commandments, is a liar, and the truth is not in him.

In Context

3Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny.

5Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an’ Andriamanitra izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika.

Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2

Cross References

Titus 1:16Manaiky fa mahalala an’ Andriamanitra izy, nefa mandà Azy amin’ ny asany, dia olona vetaveta sady tsy manaraka ary olona tsy izy, izay tsy manao asa tsara na inona na inona.

1 John 1:6Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin’ ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina.

1 John 1:10Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary tsy ato anatintsika.

1 John 4:20Raha misy manao hoe: Tia an’ Andriamanitra aho, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy; fa izay tsy tia ny rahalahiny izay hitany, hataony ahoana no fitia an’ Andriamanitra Izay tsy hitany?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:3Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:5 →