Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2:9
Izay milaza fa ao amin’ ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ ny maizina ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that saith he is in the light, and hateth his brother, is in darkness even until now.
In Context
10Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 2
Cross References
Psalms 82:5Tsy mahalala na mahazo an-tsaina ireny; ao amin’ ny maizina no andehanany; mihorohoro ny fanambanin’ ny tany rehetra.
Romans 2:18ary mahalala ny sitrapony sady mamantatra ny zavatra tsara indrindra, satria efa nampianarina ny lalàna ianao
2 Peter 1:9Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia toa jamba ka tsy mahajery lavitra, sady nanadino ny nanadiovana azy tamin’ ny fahotany voalohany izy.
1 John 2:4Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.
1 John 3:13Aza gaga, ry rahalahy, raha halan’ izao tontolo izao ianareo.