The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3 › Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3:22

Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3:22

Ary na inona na inona no angatahintsika dia raisintsika aminy, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony isika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And whatsoever we ask, we receive of him, because we keep his commandments, and do those things that are pleasing in his sight.

In Context

21Ry malala, raha tsy mba manameloka antsika ny fontsika, dia manana fahasahiana eo anatrehan’ Andriamanitra isika.

23Ary izao no didiny, dia ny hinoantsika ny anaran’ i Jesosy Kristy Zanany sy ny hifankatiavantsika araka ny didy nomeny antsika.

Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3

Cross References

Psalms 10:17Efa nohenoinao, Jehovah ô, ny irin’ ny mpandefitra; mampiomana ny fony Hianao sady mampihaino ny sofinao,

Psalms 34:15Halaviro ny ratsy, manaova soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany.

Psalms 66:18Raha nankasitraka ota tao am-poko aho, dia tsy mba hihaino ny Tompo;

Proverbs 15:29Jehovah dia lavitra ny ratsy fanahy; Fa ny fivavaky ny marina no henoiny.

Isaiah 1:15Raha mananty tanana ianareo, Dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; Eny, na dia manao vavaka be aza ianareo, dia tsy hihaino Aho; Feno ran’ olona ny tananareo.

Jeremiah 29:12Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3:21Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 3:23 →