Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 5:15
ary raha fantatsika fa mihaino antsika Izy, na inona na inona no angatahintsika, dia fantatsika fa azontsika izay angatahintsika aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 5
Cross References
Proverbs 15:29Jehovah dia lavitra ny ratsy fanahy; Fa ny fivavaky ny marina no henoiny.
Mark 11:24Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin’ ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany.
1 John 5:18Fantatsika fa izay rehetra naterak’ Andriamanitra dia tsy manota; fa izay naterak’ Andriamanitra, dia miaro ny tenany ka tsy mikasika azy akory ilay ratsy.