Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 5:17
Ota avokoa ny tsi-fahamarinana rehetra; ary misy ota tsy mahafaty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All unrighteousness is sin: and there is a sin not unto death.
In Context
Read all of Epistily voalohany nosoratan'i Jaona 5
Cross References
Ezekiel 18:26Raha ny marina miala amin’ ny fahamarinany ary manao meloka ka maty amin’ izany, dia maty noho ny heloka nataony ihany izy.
James 1:15Ary ny filàna, rehefa torontoronina, dia miteraka ota; ary ny ota, rehefa tanteraka, dia miteraka fahafatesana.
1 John 2:1Anaka, izany zavatra izany no soratako ny aminareo mba tsy hanotanareo. Ary raha misy manota, dia manana Solovava ao amin’ ny Ray isika, dia Jesosy Kristy, Ilay Marina;
1 John 5:16Raha misy mahita ny rahalahiny manao ota tsy mahafaty, dia aoka hifona ho azy izy, ary Andriamanitra no hanome azy fiainana ho an’ izay manao ota tsy mahafaty. Misy ota mahafaty; tsy mba lazaiko fa tokony hangataka ny amin’ izany izy.