Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:21
Fa rehefa lasa modi-mandry any amin’ ny razany ny mpanjaka tompoko, dia izaho sy Solomona zanako no atao meloka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Ary raha mbola niteny tamin’ ny mpanjaka ravehivavy, dia, indro, niditra koa Natana mpaminany.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1
Cross References
Genesis 15:15Nefa ianao kosa ho any amin’ ny razanao amin’ ny fiadanana; ho tratrantitra indrindra ianao vao hodi-mandry.
Judges 9:5Dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra izy ka namono ny rahalahiny fito-polo lahy, zanak’ i Jerobala, teo ambonin’ ny vato iray; ary Jotama, faralahin’ i Jerobala, no sisa velona, satria niery izy.
1 Kings 1:12Koa etsy homeko saina ianao hamonjenao ny ainao sy ny ain’ i Solomona zanakao.
1 Kings 2:15Dia hoy izy: Hianao mahalala fa ahy ny fanjakana, ary ny Isiraely rehetra nanandrandra ahy hanjaka, kanjo tafahodina ny fanjakana ka lasan’ ny rahalahiko, fa azony avy tamin’ i Jehovah.
2 Chronicles 22:10Ary nony hitan’ i Atalia, renin’ i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak’ andriana rehetra tamin’ ny taranak’ i Joda.