bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:28
Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:28
Ary namaly Davida mpanjaka ka nanao hoe: Antsoy hankatỳ amiko Batseba. Dia niditra nankeo anatrehan’ ny mpanjaka izy ka nitsangana teo anatrehany
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then king David answered and said, Call me Bath-sheba. And she came into the king’s presence, and stood before the king.
In Context
27Moa avy tamin’ ny mpanjaka tompoko va no nahatonga izany zavatra izany, ka tsy mba nampahafantarinao ny mpanomponao izay hipetraka eo amin’ ny seza fiandriananao mpanjaka tompoko handimby anao?
29Ary ny mpanjaka nianiana hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ny aiko tamin’ ny fahoriana rehetra,
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1
Cross References
Matthew 1:6ary Jese niteraka an’ i Davida mpanjaka. Ary Davida niteraka an’ i Solomona tamin’ ny vadin’ i Oria;
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:28