bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:4
Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:4
Ary tsara tarehy dia tsara tarehy razazavavy, dia tonga mpitaiza ny mpanjaka sady nanompo azy izy; nefa ny mpanjaka tsy nahalala azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the damsel was very fair, and cherished the king, and ministered to him: but the king knew her not.
In Context
3Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran’ ny tanin’ ny Isiraely rehetra izy ka nahita an’ i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin’ ny mpanjaka.
5Ary Adonia, zanakalahin’ i Hagita, nanandratra ny tenany ka nanao hoe: Izaho no hanjaka; dia nanomana kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ary dimam-polo lahy ho mpihazakazaka eo alohany izy.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 1
Cross References
Genesis 12:11Ary rehefa nadiva ho tonga tany Egypta izy, dia hoy izy tamin’ i Saray vadiny: Indro, fantatro fa vehivavy tsara tarehy ianao,
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 1:4