bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 10 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 10:19
Boky faharoan'ny Mpanjaka 10:19
Nisy ambaratonga enina tamin’ ny seza fiandrianana; ary ny lohan’ ny seza fiandrianana, dia boribory ny eo an damosiny; ary nisy fitehenan-tanana teo an-daniny roa amin’ ny fipetrahana; ary nisy sarin-diona roa teo an-danin’ ny fitehenan-tanana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The throne had six steps, and the top of the throne was round behind: and there were stays on either side on the place of the seat, and two lions stood beside the stays.
In Context
18Ary ny mpanjaka dia nanao seza fiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara indrindra.
20Ary nisy sarin-diona roa ambin’ ny folo teo an-daniny roa teo amin’ ny ambaratonga enina. Tsy nisy natao tahaka izany tany amin’ ny fanjakana rehetra.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 10
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 10:19