bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 11 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 11:16
Boky faharoan'ny Mpanjaka 11:16
(fa enim-bolana no nitoeran’ i Joaba sy ny Isiraely rehetra tany Edoma mandra-pandringany ny lehilahy rehetra tany),
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
(For six months did Joab remain there with all Israel, until he had cut off every male in Edom:)
In Context
15Fa rehefa nanafika an’ i Edoma Davida, ary Joaba, komandin’ ny miaramila, niakatra handevina ny maty ary efa namono ny lehilahy rehetra tany
17dia nandositra Hadada sy ny Edomita, sasany mpanompon-drainy izay nanaraka azy ka nankany Egypta; fa mbola zazalahy kely Hadada tamin’ izay.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 11
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 11:16