bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 13 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 13:27
Boky faharoan'ny Mpanjaka 13:27
Ary izy niteny tamin’ ny zananilahy hoe: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he spake to his sons, saying, Saddle me the ass. And they saddled him.
In Context
26Ary nony nandre izany ilay mpaminany izay namerina azy tany an-dalana, dia hoy izy: Ilay lehilahin’ Andriamanitra nandà ny tenin’ i Jehovah izay; fa natolotr’ i Jehovah ny liona izy ka noviravirainy sy novonoiny araka ny tenin’ i Jehovah, izay efa nolazainy taminy.
28Ary nony nandeha izy, dia nahita ny fatin-dralehilahy niampatra teo an-dalana, ary ny boriky sy ny liona samy nijanona teo anilan’ ny faty; nefa ny liona tsy nihinana ny faty na namiravira ny boriky.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 13
Cross References
1 Kings 13:13Ary hoy izy tamin’ ny zanany: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely ny boriky hitaingenany, ka dia nitaingenany.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 13:27