Boky faharoan'ny Mpanjaka 13:5
Dia nitresaka koa ny alitara, ka nikorotsaka ny lavenona teo amboniny, araka ny fahagagana Izay nasehon’ ilay lehilahin’ Andriamanitra noho ny tenin’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 13
Cross References
Exodus 9:18Indro, rahampitso toy izao dia hampilatsaka havandra be dia be Aho, izay tsy mbola nisy toy izany teto Egypta hatramin’ ny andro nisiany mponina ka mandraka ankehitriny.
Deuteronomy 18:22Raha miteny amin’ ny anaran’ i Jehovah ny mpaminany, ka tsy efa ny zavatra, na tsy tanteraka, dia teny izay tsy nolazain’ i Jehovah izany: tamin’ ny fahasahisahiana no nilazan’ ny mpaminany izany, koa aza matahotra azy.
1 Kings 17:16Nefa tsy lany ny koba tao amin’ ny barika, ary tsy ritra ny diloilo tao amin’ ny tavoara, araka ny tenin’ i Jehovah izay nampilazainy an’ i Elia.
1 Kings 22:35Ary nihamafy ny ady tamin’ izany andro izany; ary ny mpanjaka notohanana hitsangana teo amin’ ny kalesiny tandrifin’ ny Syriana, ary dia maty izy nony efa harivariva ny andro; ary ny rà nandeha avy teo amin’ ny efa voa ho ao anatin’ ny kalesy.
Amos 3:14Amin’ ny andro hamaliako ny Isiraely noho ny fahotana ao aminy no hamaliako ny alitara ao Betela dia hokapaina ny tandroky ny alitara ka hianjera amin’ ny tany.
Acts 5:1Fa nisy kosa lehilahy atao hoe Ananiasy sy Safira vadiny nivarotra tany,