The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 14 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 14:31

Boky faharoan'ny Mpanjaka 14:31

Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin’ ny razany, dia nalevina tao amin’ ny razany tao an-Tanànan’ i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Rehoboam slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David. And his mother’s name was Naamah an Ammonitess. And Abijam his son reigned in his stead.

In Context

30Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 14

Cross References

1 Kings 11:1Fa Solomona mpanjaka tia vehivavy maro hafa firenena, fa tsy ilay zanakavavin’ i Farao ihany, dia vehivavy Moabita sy Amonita sy Edomita sy Sidoniana ary Hetita,

1 Kings 14:20Ary ny andro nanjakan’ i Jeroboama dia roa amby roa-polo taona; dia lasa nodi-mandry any amin’ ny razany izy; ary Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.

1 Kings 15:3Ary nandeha tamin’ ny fahotana rehetra nataon-drainy izy, dia izay nataony teo alohany; ary ny fony tsy mba nahitsy tamin’ i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon’ i Davida rainy.

1 Kings 22:50Dia hoy Ahazia, zanak’ i Ahaba, tamin’ i Josafata: Aoka ny vahoakako hiaraka amin’ ny vahoakanao any an-tsambo. Fa tsy nety Josafata.

2 Chronicles 12:16Ary Rehoboama lasa nodimandry any amin’ ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan’ i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 14:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 14:30Boky faharoan'ny Mpanjaka 14