Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:16
Ary niady Asa sy Basa, mpanjakan’ ny Isiraely, tamin’ ny andro rehetra niainany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there was war between Asa and Baasha king of Israel all their days.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 15
Cross References
1 Kings 14:30Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama.
1 Kings 15:32Ary niady Asa sy Basa, mpanjakan’ ny Isiraely, tamin’ ny andro rehetra niainany.
2 Chronicles 16:1Tamin’ ny taona fahenina amby telo-polo nanjakan’ i Asa dia niakatra Basa, mpanjakan’ ny Isiraely, hamely ny Joda, ka nanamboatra an’ i Rama izy mba tsy hisy hahazo hivoaka na hiditra ho an’ i Asa, mpanjakan’ ny Joda.