Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:2
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Imaka, zanakavavin’ i Absaloma.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Three years reigned he in Jerusalem. And his mother’s name was Maachah, the daughter of Abishalom.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 15
Cross References
1 Kings 15:10Ary iraika amby efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Imaka, zanakavavin’ i Absaloma.
1 Kings 22:42Dimy amby telo-polo taona Josafata, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Azoba, zanakavavin’ i Sily.
2 Chronicles 13:2Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Mikaia, zanakavavin’ i Oriela, avy any Gibea. Ary niady Abia sy Jeroboama.