bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 15 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:28
Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:28
Ary Basa nahafaty azy tamin’ ny taona fahatelo nanjakan’ i Asa, mpanjakan’ ny Joda, ka dia nanjaka nisolo azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Even in the third year of Asa king of Judah did Baasha slay him, and reigned in his stead.
In Context
27Ary Basa, zanak’ i Ahia, amin’ ny taranak’ Isakara, nikomy taminy dia namely azy tao Gibetona, izay an’ ny Filistina (fa Nadaba sy ny Isiraely rehetra nanao fahirano an’ i Gibetona fahizay).
29Ary rehefa nanjaka izy, dia namely ny mpianakavin’ i Jeroboama rehetra izy, ka tsy nasiany niangana ho an’ i Jeroboama na dia olona iray akory aza, fa naringany avokoa ireo araka ny tenin’ i Jehovah izay nampilazainy an’ i Ahia Silonita mpanompony,
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 15
Cross References
1 Kings 16:21Ary tamin’ izany dia nizara roa ny lehilahy amin’ ny Isiraely: ny antsasany nomba an i Tibny, zanak’ i Ginata, hampanjaka azy; ary ny antsasany kosa nomba an’ i Omry.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:28