bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 15 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:6
Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:6
Ary niady Rehoboama sy Jeroboama tamin’ ny andro rehetra niainany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there was war between Rehoboam and Jeroboam all the days of his life.
In Context
5satria Davida nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah ka tsy nivily niala tamin’ izay nandidiany azy tamin’ ny andro rehetra niainany, afa-tsy ilay tamin’ i Oria Hetita ihany.
7Ary ny tantaran’ i Abia sisa mbamin’ izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Joda va izany? Ary niady Abia sy Jeroboama
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 15
Cross References
1 Kings 14:29Ary ny tantaran-dRehoboama sisa mbamin’ izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Joda va izany?
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 15:6