Boky faharoan'ny Mpanjaka 17:9
Miaingà ka mankanesa any Zarefata, izay naman’ i Sidona, ary mitoera any; fa, indro, misy vehivavy mpitondratena any izay notendreko hamelona anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Ary ny tenin’ i Jehovah tonga taminy ka nanao hoe:
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 17
Cross References
Judges 7:2Ary hoy Jehovah tamin’ i Gideona: Maro loatra ny vahoaka eo aminao, ka tsy hanolotra ny Midiana eo an-tànany Aho, fandrao hirehareha amiko ny Isiraely ka hanao hoe: Ny tanako ihany no namonjy ahy.
1 Kings 17:4Koa ny renirano no hisotroanao, ary ny goaika efa nodidiako hamelona anao any.
1 Kings 19:6Dia nijery izy, ka, indro, teo anilan’ ny lohany nisy mofo voaendy tamin’ ny vato mahamay sy rano iray tavoara; ary nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray.
Matthew 15:21Dia niala teo Jesosy ka nankany amin’ ny fari-tanin’ i Tyro sy Sidona.
Romans 4:17araka ny voasoratra hoe: Nataoko ho rain’ ny firenena maro ianao ― teo anatrehan’ izay ninoany, dia Andriamanitra Izay mamelona ny maty sy miantso ny tsy misy toy ny misy.