Boky faharoan'ny Mpanjaka 2:17
Dia hoy izy: Masìna ianao, mitenena amin’ i Solomona mpanjaka (fa tsy handà anao izy), mba homeny ho vadiko Abisaga Sonemita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Ary hoy Batseba: Eny ary, fa izaho dia hilaza ny teninao amin’ ny mpanjaka.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 2
Cross References
2 Samuel 3:7(Ary Saoly nanana vaditsindrano, Rizpa no anarany, zanakavavin’ i Aia) Kanefa Isboseta niteny tamin’ i Abnera hoe: Nahoana no nalainao ny vaditsindranon’ ikaky?
1 Kings 1:2Ka dia hoy ny mpanompony taminy: Aoka hitadiavana zazavavy virijina ny mpanjaka tompoko, dia aoka hitoetra eto anatrehan’ ny mpanjaka izy mba ho mpitaiza azy, ary aoka handry eo amin’ ny tratranao izy, ka dia hampahafana ny mpanjaka tompoko.