bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 20 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 20:19
Boky faharoan'ny Mpanjaka 20:19
Dia nivoaka avy tao an-tanàna ireo zatovon’ ny komandin’ ny fanapahana isan-totony ireo sy ny miaramila izay nanaraka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So these young men of the princes of the provinces came out of the city, and the army which followed them.
In Context
18Ary hoy izy: Ataovy sambo-belona izy, na ho avy hihavana, na ho avy hiady.
20Ary samy nahafaty olona iray avy izy rehetra; dia vaky nandositra ny Syriana, ka nenjehin’ ny Isiraely; ary Beni-hadada, mpanjakan’ i Syria, nandositra an-tsoavaly mbamin’ ny mpitaingin-tsoavaly sasany koa.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 20
Cross References
1 Chronicles 19:14Ary nandroso hiady tamin’ ny Syriana Joaba sy ny olona nanaraka azy; ka dia nandositra niala teo anoloany ireo.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 20:19