bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 20 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 20:8
Boky faharoan'ny Mpanjaka 20:8
Ary hoy ny loholona sy ny vahoaka rehetra taminy: Aza mihaino na manaiky.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the elders and all the people said unto him, Hearken not unto him, nor consent.
In Context
7Ary ny mpanjakan’ ny Isiraely nampaka ny loholona rehetra amin’ ny tany ka nanao hoe: Masìna ianareo, fantaro sy izahao fa mila sotasota mihitsy ilehiny; fa efa naniraka tatỳ amiko izy haka ny vadiko aman-janako mbamin’ ny volafotsiko sy ny volamenako ka tsy nolaviko.
9Ka dia hoy Ahaba tamin’ ny irak’ i Beni-hadada. Lazao amin’ ny mpanjaka tompoko hoe: Izay rehetra nanirahanao tany amiko mpanomponao tamin’ ny voalohany dia hataoko; fa izao zavatra izao kosa tsy azoko ekena. Dia lasa ireo iraka ka nitondra teny niverina tany amin’ i Beni-hadada indray;
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 20
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 20:8