Boky faharoan'ny Mpanjaka 21:23
Ary ny amin’ i Jezebela koa dia nolazain’ i Jehovah hoe: Ny alika hihinana an’ i Jezebela eny ivelan’ ny màndan’ i Jezirela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of Jezebel also spake the LORD, saying, The dogs shall eat Jezebel by the wall of Jezreel.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 21
Cross References
1 Kings 21:25Fa tsy nisy tahaka an’ i Ahaba, izay nivarotena hanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah, satria nampirisihin’ i Jezebela vadiny izy.
2 Kings 9:30Dia tonga tany Jezirela Jeho; ary nony nandre izany Jezebela, dia nohosorany loko mainty ny masony, sady noravahany ny lohany, dia nitsidika teo am-baravarankely izy.