bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 21 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 21:28
Boky faharoan'ny Mpanjaka 21:28
Ary ny tenin’ i Jehovah tonga tamin’ i Elia Tisbita ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the word of the LORD came to Elijah the Tishbite, saying,
In Context
27Ary rehefa ren’ i Ahaba izany teny izany, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana nataony manolo-koditra sady nifady hanina sy nandry tamin-damba fisaonana ary nijoretra teny am-pandehanana.
29Hitanao va ny nanetren’ i Ahaba tena teo anatrehako? Satria nanetry tena teo anatrehako izy, dia tsy hahatonga loza aminy Aho amin’ ny androny; fa any amin’ ny andron’ ny zanany vao hahatonga loza amin’ ny taranany Aho.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 21
Cross References
2 Chronicles 12:7Ary nony hitan’ i Jehovah fa niaiky izy, dia tonga tao amin’ i Semaia indray ny tenin’ i Jehovah nanao hoe: Efa niaiky izy, ka dia tsy handringana azy Aho, fa tsy ho ela dia hamonjy azy; ary tsy haidiko amin’ i Jerosalema avy amin’ ny tànan’ i Sisaka ny fahatezerako.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 21:28