bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 3 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:19
Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:19
Ary maty tamin’ ny alina ny zanak’ izavavy ity, fa voatsindriny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And this woman’s child died in the night; because she overlaid it.
In Context
18Ary nony efa velona hateloana aho, dia mba velona koa izavavy ity; ary izahay roa vavy ihany no tao; tsy nisy olon-kafa tao aminay tao an-trano, fa izahay roa vavy ihany.
20Dia nifoha mamatonalina izy ka naka ny zanako teo amiko tamin’ ilay natory iny aho ankizivavinao, dia nampandriny teo an-tratrany, fa ny azy maty napetrany teo an-tratrako.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 3
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:19