bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 3 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:21
Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:21
Ary nony nifoha maraina hampinono ny zanako aho, indro fa maty izy; kanjo rehefa nofantariko sy nony maraina, dia indro fa tsy ny zanako naerako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when I rose in the morning to give my child suck, behold, it was dead: but when I had considered it in the morning, behold, it was not my son, which I did bear.
In Context
20Dia nifoha mamatonalina izy ka naka ny zanako teo amiko tamin’ ilay natory iny aho ankizivavinao, dia nampandriny teo an-tratrany, fa ny azy maty napetrany teo an-tratrako.
22Ary hoy kosa ilay anankiray: Tsia, fa ny velona no zanako, ary ny maty no zanakao. Fa hoy indray ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako. Izany no teniny teo anatrehan’ ny mpanjaka.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 3
Cross References
Genesis 21:7Ary hoy koa izy: Nampoizin’ iza akory moa no hilaza amin’ i Abrahama fa hampinono zaza Saraha? kanjo efa niteraka zazalahy taminy aho, rehefa antitra izy.
Lamentations 4:3Na dia ny amboadia aza dia manolotra nono hampinonoany ny zanany; Fa ny oloko zanakavavy kosa dia efa masiaka toy ny ostritsa any an-efitra.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 3:21