Boky faharoan'ny Mpanjaka 4:5
ary Azaria, zanak’ i Natana, no lehiben’ ny olona voatendry; ary Zaboda, zanak’ i Natana, no mpanolotsaina, sakaizan’ ny mpanjaka,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4ary Benaia, zanak’ i Joiada, no komandin’ ny miaramila; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 4
Cross References
2 Samuel 5:14Ary izao no anaran’ ny naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona
2 Samuel 8:18ary Benaia, zanak’ i Joiada, no mpifehy ny mpiambina andriana; ary ny zanak’ i Davida no mpanolo-tsaina.
2 Samuel 12:25dia naniraka an’ i Natana mpaminany ka nanao ny anaran’ ny zaza hoe Jedidia noho ny amin’ i Jehovah.
2 Samuel 16:16Ary Hosay Arkita, sakaizan’ i Davida, dia tonga tao amin’ i Absaloma ka nanao taminy hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! ho ela velona anie ny mpanjaka!
2 Samuel 20:26ary Ira Jairita kosa no mpanolo-tsaina an’ i Davida.
1 Kings 4:7Ary Solomona nanendry roa ambin’ ny folo lahy ho amin’ ny Isiraely rehetra hiadidy ny zavatra rehetra nilain’ ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin’ ny herintaona izy.