Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:11
Fa hendry noho ny olona rehetra izy; eny, hendry mihoatra noho Etana Ezrahita sy Hemana sy Kalkola sy Darda, zanak’ i Mahola, aza izy ary ny lazany efa niely tamin’ ny firenena rehetra manodidina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Nanao ohabolana telo arivo izy, sady nanao tonon-kira dimy amby arivo.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5
Cross References
1 Chronicles 6:29Ary ny rahalahin’ ireo kosa, dia ny zanakalahin’ i Merary, nitsangana teo amin’ ny ankaviany: Etana, zanakalahin’ i Kisy, zanakalahin’ i Abdia, zanakalahin’ i Maloka,
2 Chronicles 9:22Ary Solomona mpanjaka dia nanan-karena sady hendry indrindra noho ny mpanjaka rehetra ambonin’ ny tany.
Psalms 89:1Maskila nataon’ i Etana Ezrahita.