bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:21
Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:21
Ary rehefa ren’ i Hirama ny tenin’ i Solomona, dia faly indrindra izy ka nanao hoe: Ankehitriny izao dia isaorana anie Jehovah, Izay nanome zanakalahy hendry ho Davida hanapaka izao olona betsaka izao.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
20Roa dia mba asaovy misy mikapa hazo sedera any Libanona ho ahy; ary ny vahoakako hiarata amin’ ny vahoakanao, ka ny karaman’ ny vahoakanao dia homeko anao araka izay hotononinao; fa fantatrao fa tsy mba misy olona atỳ aminay mahay mikapa hazo tahaka ny Sidoniana.
22Ary Hirama naniraka tany amin’ i Solomona hanao hoe: Efa reko ny nanirahanao tatỳ amiko; koa izaho dia hanao izay rehetra irinao ny amin’ ny hazo sedera sy ny hazo kypreso.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:21