The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:28

Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:28

Ary nirahiny nankany Libanona ireny, dia iray alina no indray milatsaka isam-bolana; iray volana izy no tany Libanona, ary roa volana kosa mba tany an-tranony; ary Adonirama no nifehy azy rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In Context

27Ary Solomona mpanjaka naka olona tamin’ ny Isiraely rehetra hanao fanompoana, ka olona telo alina no nalainy.

29Ary Solomona nanana mpitondra entana fito alina sy tambato valo alina teny an-tendrombohitra,

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:27Boky faharoan'ny Mpanjaka 5Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:29 →