Boky faharoan'ny Mpanjaka 5:30
afa-tsy ny lehiben’ ireo olona voatendrin’ i Solomona ireo, izay nitandrina ny raharaha, dia telonjato amby telo arivo lahy izay nifehy ny mpiasa.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
29Ary Solomona nanana mpitondra entana fito alina sy tambato valo alina teny an-tendrombohitra,
31Ary ny mpanjaka dia nandidy hanamboatra vato vaventy tsara sady voapaika hatao fanorenan’ ny trano.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 5