The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:17

Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:17

ary harato sy fesitona miolana amin’ ny kapitaly izay teo amin’ ny tampon’ ny andry avy: fito amin’ ny kapitaly iray, ary fito koa amin’ ny kapitaly iray.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And nets of checker work, and wreaths of chain work, for the chapiters which were upon the top of the pillars; seven for the one chapiter, and seven for the other chapiter.

In Context

16Ary nanao kapitaly varahina roa an-idina izy hatao eo amin’ ny tampon’ ny andry: dimy hakiho avy ny hahavony,

18Ary nanao ny andry izy, ary nisy roa an-dalana manodidina tamin’ ny asa harato iray, hafono ny kapitaly izay teo an-tampon’ ny andry; ary toy izany koa no nataony tamin’ ny kapitaly iray.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7

Cross References

Exodus 28:22Ary eo amin’ ny saron-tratra asio olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady.

Exodus 39:15Ary nanao olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady ho eo amin’ ny saron-tratra izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:16Boky faharoan'ny Mpanjaka 7Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:18 →