The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:28

Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:28

Ary toy izao ny asa amin’ ireo fitoeran-tavin-drano ireo: nisy kobany izy, ary ireo kobany ireo dia teo anatin’ ny sisiny;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the work of the bases was on this manner: they had borders, and the borders were between the ledges:

In Context

27Ary nanao ny fitoeran-tavin-drano varahina folo izy: efatra hakiho ny lavan’ ny anankiray, ary efatra hakiho koa ny sakany, ary telo hakiho ny hahavony.

29ary tamin’ ny kobany izay nohodidinin’ ny sisiny dia nisy sarin-diona sy omby ary kerobima; ary teo ambonin’ ny sisiny koa nisy faladiany; ary teo ambanin’ ny sarin-diona sy omby nisy fesitona mihantona.

Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:27Boky faharoan'ny Mpanjaka 7Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:29 →