bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:31
Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:31
Ary ny vavan’ ny fitoeran-tavin-drano dia teo anatin’ ny kapitaliny, ary mbola nisy iray hakiho teo ambonin’ io; ary ny vavany dia hakiho iray sy tapany sady boribory tahaka ny amin’ ny faladia, ary tamin’ ny vavany koa nisy soratra, ary ny kobany teo aminy dia efajoro, fa tsy boribory.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the mouth of it within the chapiter and above was a cubit: but the mouth thereof was round after the work of the base, a cubit and an half: and also upon the mouth of it were gravings with their borders, foursquare, not round.
In Context
30Ary isan’ ireo fitoeran-tavin-drano ireo nisy kodia varahina efatra sy tanan-kodia varahina, ary ny tongony efatra nisy sorony; teo ambanin’ ny tavin-drano no nisy ny sorony an-idina manandrify ny fesitona tsirairay.
32Ary ny kodia efatra dia teo ambanin’ ny kobany; ary ny fihazonana ny tanan-kodia dia nikambana tamin’ ny fitoeran-tavin-drano ihany; ary hakiho iray sy tapany ny hahavon’ ny kodia.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:31