bible.software › Boky faharoan'ny Mpanjaka › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7 › Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:9
Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:9
Izany rehetra izany dia vato tsara avokoa voapaika araka ny marika, sady voatsofa ny atiny sy ny ivelany, hatramin’ ny fanambaniny ka hatramin’ ny tongolany, ary teo ivelany koa hatramin’ ny kianja lehibe.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All these were of costly stones, according to the measures of hewed stones, sawed with saws, within and without, even from the foundation unto the coping, and so on the outside toward the great court.
In Context
8Ary ny tranony izay nitoerany teo amin’ ny kianja hafa tao anatinatiny kokoa noho ny lavarangana fidirana dia nitovy rafitra tamin’ io koa. Ary Solomona nanao trano tahaka izany lavarangana fidirana izany koa ho an’ ny zanakavavin’ i Farao, izay efa nampakariny ho vady.
10Ary vato tsara sady lehibe ny fanorenany, dia vato folo hakiho sy valo hakiho.
Read all of Boky faharoan'ny Mpanjaka 7
Cross References
1 Kings 7:10Ary vato tsara sady lehibe ny fanorenany, dia vato folo hakiho sy valo hakiho.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Mpanjaka 7:9